HIC-ET-HIAKA

Tag > jinjany kely

Thursday, 04 May 2017

OHATRA NY TANY TSY MISY OLONA ATY E...

Nandeha nanatrika fandevenana tany amin’ny faritr’i Vonizongo izahay. Sahabo ho eny amin’ny kilaometatra faha-80 amin’ny lalam-pirenena fahaefatra no mivily. Manomboka eo dia lalan-tany no hizorana ary 25 km no hatao amin’izany.   Izany no tena hoe « dezaka », « tany tsisy alika », « ankodahoda » fa zara raha misy tanàna, zara raha misy hazo, zara raha misy tanimboly. Ny bozaka maina no vokatra, ary tsy mba nandalo teny ny afo …   Fa ny lalana kosa dia tsara. Mahavariana fa sady lehibe no hita fa voakojakoja, vita tsara ny tatatra. Lalan-tany anefa. Ny sarety anankiroa...

Read more 0

Friday, 24 March 2017

MBA MIHERIKEREHA

Aleo hataon'ny olona hoe tanavo sy tankapa ary shañàna, toy izay haradratra fahatany na ho fatifaty foana eny an-dalam-be eny.   Raha hiampita arabe, dia jereo daholo ny havia sy havanana fa aza miantehitra amin'ny hoe "sens unique" ity, na "sens interdit" avy eto.   Tsy ampoizinao akory fa mety hisy zavatra haingam-pandeha noho ianao hipoitra tampoka avy any amin'izay tsy...

Read more 0

Saturday, 10 December 2016

INDRAY ANDRO TEO ANTANINARENINA

Vao maraina dia samy mametrapetraka ny fiarany eo amin’ilay tany malalaka be ny mpiasa eny amin’ny manodidina. Efa saika samy mahalala ny toerana mahazatra azy, efa zary mifankahalala koa fa...

Read more 0

Saturday, 10 December 2016

FAMELAN-TSAZY

Saturday, 10 December 2016

FATSOU SY BADOU

More posts...
> Top