Saturday, 04 March 2017
RAKETAKA, ANABAVIN-DRABOBALAHY
(sous toute réserve) Mifamahofaho ny tantara. Ity dia nampifandrindràna tamin'ny fanampim-panazavana nomen'ny iray amin'ny taranany, tamin'ny 4 mars 2017. Adikako araka ny nanoratany azy. Marihana fa tsy voafehiko mihitsy ny mikasika an-dRaketaka, fa ny version an'ny olona mitonona ho taranany no nampidiriko ato. Rasalimo, zanaky Ramitraho, Mpanjakan'i Menabe dia efa nanambady tany amin’ny tany niaviany. Naniry hanjaka tany Imerina Ramitraho ka nanao tetika fa hampanambadiana an'Ilaidama Rasalimo. Radama I kosa nitetika hahazo ny fitahian'ny razana amin'ny alalan'ny...