Amiko ihany no apetrako ny fanontaniana. Satria izaho ihany no azoko itompoana teny fantatra. Hono ho'aho ry tenako :   1-Rehefa tojo ady sarotra ve ianao dia hiteny hoe "ka hangalatra aho izany? Sa hanao makorelina?". Samy hafa manko ny hoe manao makorelina sy ny hoe mivaro-tena.   2-Noho ny tsy fatokisanao ny fahefam-panjakana ve dia handray anjara mavitrika amin'ny fitsaram-bahoaka ianao?   3-Mety aminao ve ilay hoe azo atao ny zava-drehetra rehefa tsy misy mpahita?   4-Raha izao ny vadinao no tonga mpitondra ambony (na tampoka na tsia), hiova famindra...

Read more 0