Atao hoe mofo ny sakafo mivaingana namboarina tamin'ny lafarinina.   Samy manana ny tiany sy ny anasokajiany azy io. Amin'ny ankapobeny dia lemana ho lasa koba ny lafarinina, vao masahana ho tonga mofo.   Ao ny masira, ao ny mamy, ao ny matsatso, ao ny masiaka, ...   Ao ny masaka hevoka, ao ny voaendy, ao ny masa-drano, ...   Ao ny zara fa misy endrika, arakaraka izay nifanarahan'ny famarana sy ny vilany saba tao, ao ny voaravaka tena tsy foy horavana, ...   Toy izany ny fiainana. Izay manan-tsira no mahay mahandro, izay manan-kevitra no manan-tsira,...

Read more 0