Taorian’ny TAGNAMARO, dia izay indray no « hetsika » ataon’ilay hoe ministeran’ny kolontsaina. Tsy dia ilàna famakafakana lalina, fa hatreo amin’ny lohateny ihany, dia efa tsy mety amiko izany. Iray ahoana e. Sady mampiditra no mamoaka ilay fitenenana hoe « mila ekena ny fahasamihafana, iray ihany isika ». Fa samy hafa isika sa samihafa sa iray e ? Tsy takatry ny saina keliko hoe ahoana moa no hanehoana amin’ny fomba hita maso an’izany maha-iray antsika izany ? Amin’ny fifanambadiana faobe ? Miala tsiny aho fa tsy afaka hiray amin’ «  izao rehetra izao  »....

Read more 0