Friday, 10 November 2017
TALOHA
Mpanabe. Iza no beazina sa inona no halehibeazina. Ity izaho ity, dia vokatry ny asan’olona sy antokon’olona maro : i dada sy i neny, ny fianakaviana, ny sekoly, ny fiangonana, ny fikambanana vitsivitsy, ny mpiara-monina, ny boky aman-gazety, ny radio. Ny tsara sy ny ratsy rehetra mandrafitra ahy dia misy sonian’izany rehetra izany. Taloha. -amin’ny 7 ora no miditra ny sekoly alahady. Amin’ny 9 ora sy sasany vao miditra ny fiangonana. Aterina eo an-tokotanim-piangonana izahay dia lasa ny lehibe. Tsy misy ahiahy. -nampidirina tamin’ny fikambanana atao...