Lamàko •••• Lamàko •••• Avereno •••••••••• Atambaro •   Io ilay fanentanana atao hanombohana fandraisam-pitenenana, hanalana sarona, hanaitairana. Io ilay antsoin'ny mpiteny anglisy hoe icebreaker, izany hoe famakiana vaingan-dranomandry. Tsy hadinoko mihitsy ny mampiditra an'io ao anaty fandaharam-pampiofanana rehefa ilay antsoina hanampy ny olona hafa firenena iny aho, mba hampahafantatra azy ireo ny teny sy kolontsaina gasy! Ary hatrizay ela izay, dia nihevitra aho fa vakoka efa tranainy be izy io. Kanjo, hay tsy mbola nihoatra ny 77 taona. 77...

Read more 0