HIC-ET-HIAKA

Tag > ianao

Friday, 06 October 2017

IANAO

J'adore écrire, et j'ose dire sans fausse modestie que je maîtrise la rédaction, aussi bien dans son aspect administratif que "artistique" et "distractif" et "informatif" ... J'écris sur tout et sur tous. Sauf, des poèmes d'amour. Je n'y arrive pas. Comment qualifieriez-vous ce qui suit? C'est en malagasy, mais bon. La traduction est bienvenue !     IANAO Tsy vera sy tavoahangy, Tsy zava-mamy ihany, Tsy hehy sy sangisangy Hoe fady ny tomany, Ka iny ianao no leo Rehefa ireo no tsy eo. Io ianao, mizara Ny ratsy sy ny tsara, Ny am-poko tsy miteny Dia takatrao ireny. Tsy...

Read more 0

Friday, 15 September 2017

IANAO

Tsy vera sy tavoahangy, Tsy zava-mamy ihany, Tsy hehy sy sangisangy Hoe fady ny tomany Ka iny ianao no leo Rehefa ireo no tsy eo !   Io ianao mizara Ny ratsy sy ny tsara, Ny am-poko tsy miteny Fa takatrao ireny, Tsy vaky ny taraina Fa azonao an-tsaina.   Inona ny havana ? Teren'ny ra iraisana Mbola mitantavana Sy mampitondra faisana....

Read more 0

No more posts available.

> Top