Ny rhumatologie dia sampam-pahalalana mikasika ny vanin-taolana (articulations). Rhumatisme no anarana iombonan’ny aretin’ny vanin-taolana. Aigu na chronique . Chronique ilay efa mitarazoka, efa niotrika sy nivoatra tsikelikely. Mety ho vokatry ny fahasimbana noho ny fahanterana na fikasokasohan’ny lohan-taolana roa rehefa ela ny ela ( dégénératif ). Mety ho vokatry ny karazana otrikaretina ( infectieux na inflammatoire ). Mety ho avy amin’ny fitobiana singa isan-karazany avy amin’ny faika na vokatry ny fandevonan-kanina ( métabolique ).   Tsy izay marary vanin-taolana...

Read more 0