Rehefa nandinika tokoa aho, Dia velom-pisaorana an'Andriamanitra noho ny asany eto amin'ny fiainako, dia ireo nampanaoviko azy : - Escort boy : antsoantsoiko matetika, na taitra aho, na gaga, na matahotra, na te hihomehy - Agent de sécurité : tsy matoky alika sy gardien sy mpitandro filaminana aho ka izy no asaiko miaro ny aiko sy ny fananako - Garde rapproché : izy no asaiko miaraka amiko rehefa tena tsy maintsy handeha irery eny amin'ny toeran-tsarotra aho - Coursier : izy no ataoko irakiraka hampita amin'olona an'izay tsy sahiko tenenina - Secrétaire...

Read more 0