Izany tononkiran'ny Mpanazava izany no amehezako ity sombin-dresaka nifanaovana tamin'ny zanak'Andriamanitra iray ity. Tany anatin’itony fifandefasan-kafatra atao hoe Messenger izy ity, ka tena tsy manara-drafitra mihitsy ...   "Ary ety an-tany hoy aho, olombelona fa tsy Andriamanitra en miniature. Izany tsy midika hoe ataovy ny hadalana dia hiala tsiny hoe za ange olombelona e. Tsy mila fahaizana be ny fanaovana ny "mety", tokony ho réflexe normal toy ny miaina (mi-respirer) io raha tena ao anaty. Tsy misy mieritreritra hoe hampiditra rivotra aho zao. Ndraso aloha hamoaka...

Read more 0