Izany no tena hoe l'espoir fait vivre (ou survivre) les Malgaches!   Janvier 2017. Mihantona ny orana any amin'ny anivon-tanin'i Madagasikara. Tondraka sy mihoa-pefy kosa ny renirano sy ny ony any amin'ny faritra atsimo andrefana efa fanta-daza amin'ny hain-tany. Dia nihovitrovitra mafy sy naharitraritra ihany koa ny tany, niainga avy ao amin'ny faritra Vakinankaratra tao ho ao.   Nahita olona roa aho. Mpivady angamba izy ireo. "Mivarotra angady" ralehilahy, mitorovoka eo amin'ny tahalaka. Lanaky ny asa, ny hainandro ary inoako fa ny hanoanana ihany koa. Ramatoa...

Read more 0