Fifaninanana nampanaovina tao amin’ny vondron’orinasa EDL (everyday life), noho ny andro fankalazana ny ray, nahazoan’i Mamisoa RAKOTOBE amboara.   Ambanimbany kely noho i Zanahary Nizara sombin’aina hitambatra amin’i Neny Tanatin’ny fitia, dia indro izaho fa àry ; Tanatin’ny fitia, nitombo taona teny.   Mifofotra sy miasa mba hamelomana ahy, Mahafoy ny tena ho an’ny ankohonany. Mikolokolo saina, ny vatana, fanahy, Misakana ny ratsy tsy handika ny tokonany.   Izany no hoe Ray, Idada na Ikaky : Tsy mikely aina, herim-po sy...

Read more 0