Le Président donne le ton. Chapitre 11 : tsisy e-baiboly ... 1-ITAFIO JESO KRISTY TOMPO (Rom.13:14) Aoka izy no ho hita amin'ny fomba fitafy. Aoka ho ny fiheverana ny aminy no hibaiko. 2-TOETRA MIAFINA AO AM-PO NO IRAVAHO (I Pet.3:3-4) "Ary aoka ny firavahanareo tsy ho zavatra eny ivelany, toy ny firandranam-bolo sy ny firava-bolamena na ny fiakanjoana. Fa aoka ho toetra miafina ao am-po, izay tsy mety ho lo, dia ny fanahy malemy sady miadana, izay soa indrindra eo imason'' Andriamanitra". 3-FANTARO NY FOTOANA MAHAMETY (Mpit.3:1)...

Read more 0