HIC-ET-HIAKA

Tag > finoana

Monday, 27 May 2019

NY ANJELIN'I JEHOVAH

Izaho dia mino an’Andriamanitra Ray Tsitoha nahary ny lanitra sy ny tany. Tsy hitako moa izy, izay no maha-finoana azy. Izaho dia mino fa i dada no raiko. Finoana koa izay, saingy i dada kosa dia hitako. Hitako ny vatan-tenany, tsy fantatro na izy tokoa no nananan’i neny ahy, fa izy « hono » ka dia mino aho. Fa io dadako io, raha angatahako zavatra, dia manaiky na mandà, na manome fotoana. Maniraka olona izy, na ny vatan-tenany no tonga manatitra an’izay angatahako aminy. Andriamanitra kosa, ilay antsoina ihany koa hoe Jehovah, dia ny anarany ihany no fantatro sy azoko antsoina. Tsy...

Read more 0

Tuesday, 22 March 2016

VOLON'ANDRO PAKA

Eto an-katoky ny Paka 2016.   Toy izao ny fampandrenesana ny fodiamandrin'ny mpiara-miasa anankiray : "nantsoin'ny Ray ho eo anilany hiara-tsambatra aminy ka hitsangan-ko velona miaraka amin'i Kristy amin'ny Paka ... "   Fanekem-pinoan'ny fianakaviany, nampahatsiaro ahy tantara kely niseho taona maro lasa izay.   Tany amin'ny Sekoly Alahady, dia nampianarina anay...

Read more 0

No more posts available.

> Top