HIC-ET-HIAKA

Tag > fihavanana

Tuesday, 01 January 2019

EMMOTION, oui, emmo-tion

Fanindroany nanoratako mikasika ny Facebook angamba ity satria nahazo fiarahabana aho.   Mandefa fiarahabana ahy ny Facebook. Folo taona, hono, no nampiasako azy. Tadidiny ve aho :-D ? Kaonty fahatelo manko ity. Ny voalohany dia nisy « nampiasa » satria nisy tafiditra tamin’ny kaontiko ! Novaina ity anarana, nataoko anarako tena anarako. Nahita ahy avokoa izao tontolo nahafantatra ahy izao. Tsy mety amiko izany. Novaina fanintelony indray. Ka asa na ity fahatelo ity no folo taona, fa izaho moa tsy mba tia manisaisa loatra. Raha mariazy, dia noces d’étain. Firaka. Fa hafa mihitsy ny...

Read more 0

Saturday, 26 August 2017

FAMITRANAM-PIFANDRAISANA HO FAMPITOVIAM-PIJERY

Ilay hoe Fihavanana aloha dia efa tsy mazava ny dikany. Ady hevitra tsy ho vita raha ny filazana fa "manan-karena" ny teny gasy. Raha mbola haka toerana hifamarafara amin'ny tiana holazaina, voatery hanao anaty parenthèses dikan-teny, dia mahantra be ilay teny.   Tsy hay ilay hoe Fihavanana. Dia inona ny Fampihavanana? Rehefa ampihavanina dia tokony ho lasa mpihavana. Satria izay...

Read more 0

Wednesday, 08 August 2012

MANDRA-PAHOVIANA ?

Normal 0 21 false false false FR X-NONE X-NONE...

Read more 0

No more posts available.

> Top