Tuesday, 25 February 2020
PSYCHANALYSE À DEUX BALLES
Andro iray no nandrenesana ny fahafatesan’ny vehivavy roa, voaolana. Ny iray, zazavavy 11 t a ona eo ho eo, tany amin’ny faritr’i Fandriana ; ny faharoa, dia Ramatoa RALIVAO Hélène, 63 taona eo ho eo, teolojiana loterana, Tonian'ny Fikambanam-behivavy loterana, avy any amin’ny faritr’i Fandriana ihany koa… Dia manao fanamarihana ny olona : «ity mifoka sy misotro ity …». Eny. Kanefa … Ny olombelona rehetra dia manana « capital » fahafahana sy faniriana na fironana hanao zavatra (penchants) maromaro, mitovy, fa à des degrés différents. Misy facteurs...