SWEAR1.jpg

Niteraka resa-be ilay « mpivady » natao hoe Fana sy Tahisy. Tsy fantatro tsara ny tantara, fa hoe maty niteraka ilay ravehivavy. Toa olona namelatra ny fiainam-pitiavany sy fiainan-«tokantranony» eran’ny Facebook izy ireo. Ny sary vitsivitsy avoaky ny olona, sary mitantara mivantana ny fijaliana nentin-dravehivavy, no nahitako fa tena mbola tanora loatra izy roa. Ny endrika, ny fiteny, ny firesaka, ny fihetsika, dia ahitana an’izany. Tsy fantatro ny antsipiriam-piainan’izy ireo talohan’ny nikambanany. Fa ny fijeriko tena ivelany, dia tsy mifanentana izy. Raha ny fitsarako tena ivelany,...

Read more 0