Saturday, 26 August 2017
FAMITRANAM-PIFANDRAISANA HO FAMPITOVIAM-PIJERY
Ilay hoe Fihavanana aloha dia efa tsy mazava ny dikany. Ady hevitra tsy ho vita raha ny filazana fa "manan-karena" ny teny gasy. Raha mbola haka toerana hifamarafara amin'ny tiana holazaina, voatery hanao anaty parenthèses dikan-teny, dia mahantra be ilay teny. Tsy hay ilay hoe Fihavanana. Dia inona ny Fampihavanana? Rehefa ampihavanina dia tokony ho lasa mpihavana. Satria izay ampivadiana dia lasa mpivady. Statut izany ilay hoe mpihavana. Tsy misy idiran'ny sentiment izany. Tsy rehefa mpihavana dia mifankatia sy mifandefitra. Tsy rehefa mpivady dia mifankahay 100%. Ka raha...