Lainga raha hisy izay fanadinoana... Tsy zaza matory io ka rotsirotsiana dia mety ho rendrik'izay torimaso... Tsy tadidiko ny nanoratra izany andalan-teny izany. Azo adika hoe Famoizana ve ny hoe " faire le deuil " ? Asa irery izy io. Travail personnel . Mila atrehina ny ratram-po fa tsy andosirana. Maharary foana ny fisarahana, na inona na inona antony. Na mbola hihaona na mandrakizay. Tsy hoe hokolokoloina ny alahelo, fa atao vaksiny ny fo amam-panahy. Aza asitrika ny sary. Henoy sy hirao ny hira niarahana. Aza rovitina ny taratasy nosoratana. Aza ovaina ny...

Read more 0