Wednesday, 21 June 2017
FAMILLE
Il est des chansons dans lesquelles on s'identifie, on se retrouve. Il est des inspirations que les autres ont déjà transcrites dans leur langue. Et il arrive que deux ou trois les traduisent, chacun de son côté, à des moments différents. Cette fois, Jean-Jacques GOLDMAN est bien servi ! ISAN'NY HAVAKO IANAO (Ony RAMBELO, Ilay Olondia) Tsy mangina tsotra izao Raha ianao no an-tsaiko ao, Izaho lavitry ny tananao, Ny tenanao sy ireo namanao Kanefa ekeko izany noho ianao. Tsy fantatro ny anaranao Na ny tanàna izay misy anao. Mahantra ianao?...