charte lambert,radama ii

( Itovizako hevitra zato isan-jato izay REHETRA tanisain'i #Vanf ato. Ity koa no solon'ny fampandrenesana ho anareo fianakaviako )   Ny ahy, ny zanako, efa nafarako : rehefa lasana rainareo dia dory sao misy mangalatra ao am-pasana ao ny taolambaloko ka sady ho alahelo no haterezana ary raharaha ho anareo. Maro loatra ny olon-tsy vanona mbola tsy voaheloka ho faty. Ny raiko sy ranjoky efa lasan-ko vovoka, tsy misy ahiana intsony hisavika ny fotaka aminy. Ny fandriana vato sivy ao am-pasana koa efa hipoka : taranaka firifiry, zahao sy tetezo ara-bakiteny amin’ny...

Read more 0