(Taiza koa no nahaizantsika an'io fomba fiteny io e? Mankaleo)   Izaho tsy dia mpampiankina fanehoam-pitiavana amin'ny tetiandro.   Saingy androany dia hoy aho :   "Tsy azonao an-tsaina ny lanja sy toeranao eto amin'ny fiainako. Tsy feno ny hafaliako raha tsy eo ianao io, raha tsy eo ianareo tsirairay avy ireo, lavitra any ny sasany, akaiky eto ny hafa, samy tia ahy araka ny fombany avy ... Tsy àry koa anefa ianareo, ary tsy toy izao, fa nisy kibo nitoerana avokoa, nisy nitaiza sy nikolo, hazo vanon-ko lakana noho ny tany nanirianareo....

Read more 0