Wednesday, 06 September 2017
VALEURS UNIVERSELLES
Ny mondial dia iraisan'ny monde tsy misy anavahana. Ny international dia iraisan'ny nations roa na mihoatra. Bilatéral raha roa, multilatéral raha maro. Ny universel dia iraisan'ny univers. Izay no izy raha ny foto-teny sy ny fandrasan-teny. Manahirana be izany raha hitsingolohana ka andeha hatao fotsiny hoe IRAISANA. Misy "fahendrena" na "fahamarinana" iraisana. Tsy nifampiresahana fa itoviana. Tsy nifampierana fa iarahana manaiky. Vakio manontolo ny bokin'ny Mpitoriteny sy ny Ohabolana fa raha tsy hitsikitsiky ianao dia hihatokatoka. Ohatra hoe "Aza mihainohaino ny teny...