HIC-ET-HIAKA

Tag > corruption

Thursday, 01 November 2018

DELATION

Chuuuut! Inona moa ilay hoe délation fa tsy haiko tsara. Izao ilay tantara : nahita "sera" aho hahatafiditra ao amin'ny sekolin'ny zandary. Dia nahita "tataka" aho hahalasa mpiasa an-tsambo. Izay ihany no tantaraiko. Vintana tsy misy toy izany, afeno tsara rankizy fa ho tafita isika. Tsy hisy toa antsika. Na hivarotana ny taninketsa aza, tsy maninona fa rehefa avy eo, manarina. Satria tsy hoe mahafatifaty isika ka misokatra ho antsika ny varavaran-tsarotra rehetra, mandoa vola dia mandoa vola tokoa anaka! Loza anefa fa hay mpisoloky ireto olona ! An-tapitrisany ilay "hetsika" ka...

Read more 0

Friday, 21 July 2017

ADY AMIN'NY KOLIKOLY

Rehefa atao ny kaonty : -raha manao kolikoly dia aza matahotra dénonciation (fitorohana) -raha miseho ho miady amin'ny kolikoly dia fadio ny dénonciation. Azo ahodinkodina izy io. Rehefa tsy abusive dia calomnieuse dia fantaisiste fotsiny izao. Ka : -raha manao kolikoly dia ho voa-aron'ny lalàna satria endrikendrika no lazaina fa manjo -raha mpitoroka dia higadra, handoa lamandy satria...

Read more 0

No more posts available.

> Top