Ny zanak'omby, hono, no tsy ampianarin-domano. Fa very inona moa ny omby raha sanatria ka rendriky ny ranomody na rotiky ny voay ny zanany?   Tsy havelako hasavoivoin'ny onjam-piainana kosa ianao! Etsy mihitsy hampianariko "milomano". Ary tsy rehefa rano dia ho azo irobohana. Aza menatra mampiasa bouée rehefa mahatsiaro fahasahiranana.   Piso a, mba mahalala tsy tiana koa indraindray e.   Aza mianjoria mitsapatsapa ny halalin'ny rano rehefa TSIA no miafina ao am-badiky ny fanginana. Na lafiny inona io na inona.   Raha hoterena holazaina amin'ny tenin-drazantsika...

Read more 0