HIC-ET-HIAKA

Tag > bozy boléta

Tuesday, 16 May 2017

BIZN'NAKÀ ASIAKO SONIA

Io anaran-javatra rehetra io, ao ny misy dikany hatrany am-piandohana. Ao ny tsisy dikany hatrany am-piantombohana fa namoronana dikany vao haingana. Raha izaho izao no sendra manan-javatra tampoka. Dia ahoana re ? RHR no initiales-ko, izany hoe tarehintsoratra fiandohan'ny anarako. Dia io izany no apetako amin'izay mikasika ahy rehetra fa hahita inona indray. Mba AHY dia asiako sonia e! Fa ilay olona koa tsy maintsy be fanontaniana hoe ahoana no fanalavana an'io. Soa ihany aho fa kingakinga saina amin'ny famoronana. Ka arakaraka ny toe-draharaha no hanalavako an'io :...

Read more 0

Saturday, 01 April 2017

HYPOCRISIE

Tsy lainga ity na 1er avril aza androany. Izaho tsy mandainga mihitsy. Tsy lazaiko daholo fotsiny ny marina. Fa miombon-kevitra aminao aho rahavako raha miteny lalandava ianao fa endrika fanajana ny fihatsarambelatsihy. Ary indrindra, fanajana tena angamba hoy indray kosa aho. Dia vidiana lafo tokoa izy izany, araka ilay hoe vidian-kaja, vidiam-boninahitra! Fa nironjona saika...

Read more 0

Saturday, 01 April 2017

POISSON, LANGOUSTE, BICHIQUE D'AVRIL

  Les fruits de mer, j'en raffole. A toutes les sauces. Ce n'est pas pour autant que je vais vous en servir en ce 1er avril! 1er avril. Je me trouve attablée dans une petite taverne sur la...

Read more 0

Wednesday, 29 March 2017

RAHARAHA 1947

Tuesday, 28 March 2017

EN CYCLONE QUI SE RESPECTE

More posts...
> Top