Izany fitoviana izany dia tsy misy ary tsy hisy mihitsy.   Ny vokatra amidy dia misy ny 1er choix. Any amin’ny hopitaly dia misy ny 1ère catégorie. Any amin’ny hotely dia misy ny 5 étoiles. Any amin’ny fampisehoana dia misy ny places réservées. Any amin’ny fitaterana dia misy ny classe affaires. Any amin’ny lanonana dia misy ny VIP. Any amin’ny services dia misy ny premium … Tsy latsak’izany ny any am-ponja. Tsy ny heloka loatra no misy kely sy lehibe, fa ny olona mihitsy no misy karazany.   Sarahana, hono, sao mikaon-doha ka mahavanon-doza misimisy kokoa. Dia nomena...

Read more 0