Masiaka be ilay mpampiasa. Donendrina be ilay sôlafa. Mitarazoka be ilay fikarakarana taratasy. Vodihazo be ilay taxibe. Bordel daholo izay aleha ...   Dia izao no lazaina ahy : "sshhh, ianao koa maka lagy amin'ny tsisy dikany. Fa ianao ve tsy mbola zatra foana e".   Nahoana kosa aho no hizatra amin'ny zava-tsy manjary toy izany??? Dray dray dray. Tsia dia tsia.

Read more 0