HIC-ET-HIAKA

Tag > berthile ravelonanahary

Wednesday, 07 June 2017

SEKTA, NY TANJONY

Izay fikambanana rehetra miorina, na ara-barotra na ara-pianakaviana, na ara-politika, na inona dia manana zava-kendrena mazava tsara tokoa. Mety ho tombontsoa iombonana io, mety ho an’ny mpanorina sy ny lohandohan’ny mpisorona ihany. Tsy mivaona amin’izany ny sekta. Samy tonga hitady tombontsoa ao na ny mpikambana tsotra na ireo mpitarika. Matoa velona ny fikambanana iray, dia mbola samy mahita izay tadiaviny ao daholo ny tsirairay, na ny mpikambana tsotra na ny mpitarika.   Nahoana moa no manangana sekta sy manatona sekta ?   2-1-Vola aman-karena Hoy ny ohabolana...

Read more 0

Friday, 02 June 2017

SEKTA, ARAKA NY FOTO-KEVITRA SY NY FOMBANY

Raha tiana hanana ny tanjany sy ny maha-izy azy ny fikambanana iray, dia tsy maintsy maneho ny fironana arahiny. Izay mampisongadina no atao fa tsy atao safobemantsina ao amin’ny zava-kinendry avokoa ny zava-drehetra mba tsy hisafotofoto ao an-tsain’ny olona jonoina : fanabeazana sa fialam-boly sa asa an-tselika sa inona. Ny eo amin’ny lafiny ara-poto-kevitra no hasiana resaka.  ...

Read more 0

Wednesday, 24 May 2017

SEKTA, ARAKA NY HEVI-TENY

Lafin-javatra maro no azo anasokajiana sy amaritana ny Sekta : ny fiaviany, ny mpanorina, ny fomba fiainana ao anatiny, sy ny sisa.   Manana fomba fijery ny tontolo ivoarany ny Malagasy,...

Read more 0

No more posts available.

> Top