Faha-repoblika faharoa. Manamboninahitra tantsambo no nitondra. Jiolahin-tsambo hoy ny olona. Nandeha avokoa ny karazan-tsaho : bibiolona, fitazonana olona tao Soarano tao. Natahorana fatratra ny setrasetra isan-tokony : tany amin'ny ministeran'ny atitany tany, nantsoina hoe Patte d'éléphant; tany Ambohibao tany, nisy an'ilay hoe DGID ... Aza mba sendra an'izany, hono, fa mifohafoha volo. Tamin'izany vanim-potoana izany, nisy jiolahy roa tena nalaza, nifampitadiavana ela dia ela. Nandeha ny siosio fa mpiray tsikombakomba tamin'izy ireo ny tovolahy iray, mpikambana tamin'ny Antoko...

Read more 0