Inona no andikàna ny hoe "absurde" ?   Fa dia betsaka ity toe-javatra tsy takatry ny fanazavana. Izany hoe maizina.   Hoy ilay Compagnie d'assurances teto Madagasikara : "tena be loatra ny risques ka tsy manao an'io izahay".   Assurance-voyage ilay izy. Tsy nanao ilay Trano Fiantohana satria tsy afaka hiantoka toe-javatra tsy azo antoka! Dia Compagnie d'assurances tany Europe no nanaiky "niantoka" olona gasy monina aty Madagasikara, handeha hivahiny any aminy !!! Dia inona izany no iantohan'ilay Trano Fiantohana? Izay tsisy (na kely) risques. Tany malemy no...

Read more 0