asa,euphémisme

Mbola betsaka ihany ny dingana tokony holalovan’ity firenena ity, ary mahakely finoana satria tena mangotanatana loatra ny hady manasaraka amin’ny fahafahana mampandroso. Na tiana na tsy tiana, dia tsy maintsy miohatra amin’ny samy olombelona ihany ny atao hoe « mandroso », ary ny hevitry ny hoe haja sy hasina, iavahana amin’ny biby, dia tokony hitoviana na aiza na aiza eran-tany. Raha tsy hoe dia minia mikimpy. Satria dia betsaka koa aza ny fomba sy fanao noforonin-draolombelona, izay tsy ataon’ny biby, izany hoe iavahana aminy !! Ny biby dia tsy manambady ny havany, ny biby dia mahalala...

Read more 0