Friday, 10 November 2017
UN MILLIARD
Vao nihirahira ny atao hoe RahCkiky dia voamariko fa tiako ny zavatra ataony. Efa nataoko fantany izany. Dia maro no gaga sy somary nanao hehy valaka. Indro ity averiko eto. Efa teto ity dia noesoriko fa natahotra aho. Noventesiko teto manko ilay numéro. Fa raha sendra mahavaky an'ity ilay olona, dia ho identifiée tanteraka aho ! Fa averiko satria mahatsiaro an'i RahCkiky aho. Tsy haiko ny fanoratra azy fa i Rakiki e. Nisy niantso àry ity izaho. Numéro tena privé-ko. -Allo, miarahaba anao Madamo (feon-dehilahy manao fiteny avy any avaratra) -(!) (Ahoana moa no tonga dia hoe...