HIC-ET-HIAKA

Tag > arivonimamo

Tuesday, 15 October 2019

MOTO TAXI, TAXI MOTO

Ny atao hoe "tenue correcte" dia fanaovana fitafiana sy ny kojakoja miaraka aminy, mifanentana amin'izay toerana sy anton-dia aleha. Raha ho eny amin'ny dobo filomanosana ka hilomano, ny atao hoe tenue correcte dia maillot de bain, sy izay tokony hiaraka aminy. Ka ity asako andavanandro amelomako tena, dia tsy taranja fanatanjahantena ka hovitavitaina amin'ny kiraro tenisy na ballerine, na tee shirt sy pataloha jean isan'andro vaky. Lalina ity fitohanan'ny fifamoivoizana ary eny amin'ny lalako mihitsy no tena mafotaka. Efa nitondra takaitra mihitsy ny vodin-tongotro raha...

Read more 0

Sunday, 14 July 2019

NY TAPIA SY NY AMBERIVATRY

AMBOHITRANTENAINA dia Fanjakana lehibe teo Imamo, fa hadinon’ny tantara. Araka ny lovantsofina, ny Andriana voalohany teo Imamo dia fianakavian-dRaminia, ilay silamo, fantatra kokoa any amin’ny faritr’i Mananjary. Tonga teto Madagasikara avy any Malaisie izy sy ny rahalahiny atao hoe Andriakovatsy sy ny anabaviny antsoina hoe Andriankova. Natao hoe Zafiraminia ny taranak’izy ireo....

Read more 0

No more posts available.

> Top