Saturday, 15 July 2017
FRANC MOFOGASY
Izany no fanarabiana nanalavàna ny hoe FMG, ventim-bola gasy tamin'ny fotoan'androny. Novaina ho Ariary izy io tany amin'ny fiandohandohan'ny taona 2000 tany. Mba mizara dimy ahay ilay sanda miohatra amin'ny iraimbilanja na 1FMG. Fa efa ho roapolo taona aty aoriana, mbola misy tsy mahay sy tsy te hahay ariary ihany ny mponina eto Madagasikara. Dia mahonena sy mampalahelo hatrany ny fitsingidin'ity sandam-bola. Ary vao mainka mampitsiky eto am-pamakiana ny anaram-bola fahizany. Mba hahafahana mividy inona intsony re izany variraiventy izany e ... Indray andro, hono, ......