HIC-ET-HIAKA

Tag > antotohazo

Monday, 20 November 2017

RAHA HO AVY RANKIZY NY TAONA HODIAKO ...

charte lambert,radama ii

( Itovizako hevitra zato isan-jato izay REHETRA tanisain'i #Vanf ato. Ity koa no solon'ny fampandrenesana ho anareo fianakaviako )   Ny ahy, ny zanako, efa nafarako : rehefa lasana rainareo dia dory sao misy mangalatra ao am-pasana ao ny taolambaloko ka sady ho alahelo no haterezana ary raharaha ho anareo. Maro loatra ny olon-tsy vanona mbola tsy voaheloka ho faty. Ny raiko sy ranjoky efa lasan-ko vovoka, tsy misy ahiana intsony hisavika ny fotaka aminy. Ny fandriana vato sivy ao am-pasana koa efa hipoka : taranaka firifiry, zahao sy tetezo ara-bakiteny amin’ny...

Read more 0

Thursday, 04 May 2017

OHATRA NY TANY TSY MISY OLONA ATY E...

Nandeha nanatrika fandevenana tany amin’ny faritr’i Vonizongo izahay. Sahabo ho eny amin’ny kilaometatra faha-80 amin’ny lalam-pirenena fahaefatra no mivily. Manomboka eo dia lalan-tany no hizorana ary 25 km no hatao amin’izany.   Izany no tena hoe « dezaka », « tany tsisy alika », « ankodahoda » fa zara raha misy tanàna, zara raha misy hazo, zara raha misy tanimboly. Ny bozaka...

Read more 0

No more posts available.

> Top