Nataoko foana ihany ny tsy hiteny fa tonga eto amin'ny fara tampony ny hakiviako. Tampina ny daomy hoy ny zatovo. Mba tsy hadinina amiko ny fahavoazan'izay ho voa, ary izahay mianakavy koa tsy ho afa-bela amin'ny havendranana sy hamafisan-dohan'ny hafa! Efa fantatra ihany ny fari-pahatakarana sy ny fiaraha-mirona sy ny tanjaky ny avo feo eto amin'ity fiarahamonina ity. Tsy mpampianatra na iza na iza aho, tsy manana fahaizana hampitaina ihany koa, tsy hahavita hanentsina ny banga amin'izay tsy ampy rehetra any ho any, ary tsy mihevitra hahatody lavitra ankoatra ny olona tena vitsy...

Read more 0