Omena ahy ny fitenenana dia raisiko amim-panajana, Raisiko amim-po tsy miangatra Fa tena manan-kolazaina. Raha ny lasa no hiverenana, Dia tsy nisy nilazana an'ireo hevitra mitambatra Misavovona ao an-tsaina.   Fa nomena ahy ny sehatra hahafahako mizara Izato hevitr'olon-tsotra tsy ao anaty fanjakana, Mba mijery sy mahita : Na ny fomba mamohehatra, na ny fikasana tsara itondrana ny tanàna Tsy honohonon-ko tafita …   Dia miteny aho ka tsy miahotra, Angamba tsy miteny irery fa mba misy iray mandre, Misy mba mihaino ihany ? Dia miteny aho, tsisy tahotra. Mino fa tsy ho...

Read more 0