alhambra.JPG

Nohavaozina indray ity taratasy fahazoan-dalana mamily fiarakodia satria toa hosoka hono ilay anankiray naloa vola efa ho efatra alina ariary. Toa afaka madiodio tsy nisy arakaraka ankoatra ny « teny maharary » izay tompon’antoka tamin’izany. Maimaimpoana hono ity fanavaozana ity, ary samy manana ny hevi-teniny ny olona, ka samy manana ny maimaimpoana aminy ihany koa. Fa ankoatra ny fitonantonanana dia vidiana lafo ihany ilay (tsy) fahaizan’ny hafa ! Teny amin’ny tambazotra atao hoe Facebook no nahitako hoe ny mitondra laharana miafara amin’ny 0 ihany aloha no hosoloina amin’ny...

Read more 0