HIC-ET-HIAKA

Tag > alasora

Saturday, 01 September 2018

HASINA INONA ?

Alasora dia anisan’ny akany nahafoizan’ny Andriana maromaro nanan-daza teo amin’ny Fanjakana Merina sy Fanjakan’i Madagasikara. Anisan’ny vakim-paritra Avaradrano, izay iarahana mahalala ny lanjan’ny hoe « avaratra » teo amin’ny Ntaolo. Ny tena « vohitra » dia Ambohitrandriananahary, atsinanan’Ambohimanoa, ilay tena fantatry ny maro ho Alasora. Tsy horesahako ny halatra akoho, fa tantara hafa iny. Efa nisy lahatsoratra nataoko, mikasika ny vohitra Ambohitrandriananahary. Eo am-pototr’io ankehitriny (2018), ary efa taona vitsivitsy izao, no fanarian’ny Commune fako. Ambohinonoka no...

Read more 0

Tuesday, 21 March 2017

MANDRORONA TSIRAIRAY

Tsaroako ny valinteny teo no ho eo nomen'ny anabavin-dray, raha nanontany ahy izy sao mahita trano azo hofaina. Teo Ambanidia hoy aho no nahitako soratra lehibe hoe "trano ahofa".   Fa nahoana aho hoy izy no avy etÿ Amboniloha aho ka halefanao eny Ambanidia!   Dia azoko an-tsaina nanomboka teo ny foto-pisainana mibaiko ny fitondran-tenany rehetra ...   Izay liana na...

Read more 0

Tuesday, 21 March 2017

AMBOHITRANDRIANANAHARY

Andriamananitany dia zandrin'Andriamanelo iray tampo aminy ary zanaky Rangita. Noho izy zandriny dia hoy Rangita : "Ny Alakamisy dia anao Andriamanelo fa andriamatoako ianao, ary ny Zoma kosa no...

Read more 0

Monday, 15 August 2016

ANDRIAMANELO

No more posts available.

> Top