Ry karazana Révérend sy Bishop sy Mpaminany...   Tsara tarehy ianareo, tsara vady, tsara feo, tsara sary, tsara kabary, ...   Dia feno ny sary posteranareo ny vodimontotra rehetra, ny vodirindrina, ny bornes, ny pôtô, ny bassins, ny dabam-pako, ny WC publics, ...   Dia milahatra eny ny dokam-barotrareo sy ny mpanome mpiasa an-trano, ny mpisoloky fiofanana, ny ady baolina ringoby mahazo coupe ondry, ny mpividy onduleurs maty, ...   Voatery manisy soratra ny Commune hoe TSY AZO AMETAHANA AFISY ETO!

Read more 0