Na inona na inona, tsy misy haja sy very hasina rehefa zarazaraina etsy sy eroa toy ny tapa-mofo fara fidy.   Ny lalànan'ny tolotra sy ny tinady dia milaza hoe rehefa mitobaka ny entana dia mora ny vidiny, atao varo-boba na omem-potsiny.   Misy karazan'olona tsy tia an'ireny zavatra atao vaky balle, tsy lanin-tsambo, dila fe-potoana ireny.   Misy sokajin'olona sarotiny amin'ny hoe modèle unique, originalité, style personnalisé, mandà hala-tahaka, tsy tia maka maro, miala firohotana amin'ny rebik'ondry.   Misy andian'olona, entim-paharesen-dahatra,...

Read more 0