Efa tsy te hanoratsoratra intsony mihitsy aho. Saingy tsy tokony hodian-tsy hita ireto : -Lalana kitoatoa, korotofahana, tsy an-tsaha, tsy an-tanàna -Mponina miahoaho mifanaretsaka amin'ny mpivarotra anaty lalana, amin'ny karazan-tsarety sy posy mitondra ny zara fa eran'ny aina -Mpamily kitanitany, tsy nandia sekolim-panamoriana, fahazoan-dalana vorontsiloza, mipoerapoera nahazo fiara mihoatry ny sarangam-piainany, tsy mahalala fomba, tsy ampy fitaizana na tsy voataiza mihitsy -Fiarakodia mikodiadia tokoa, korontam-by misy kodiarana, vatam-paty mandehandeha, niporitsaka fotsiny...

Read more 0