HIC-ET-HIAKA

Tag > 8 mars

Thursday, 08 March 2018

NY 8 MARTSA

O rankizy,   Tsy fetin'ny vehivavy izany io. Toy izany koa ny fetin'ny reny. Fetin'ny reny fa tsy fetin'ny vehivavy. Ka hoe izay rehetra vavy dia harahabaina daholo hoe Bonne Fête !   Tsy hoe maninona fa izaho moa tsy maintsy mahita holazaina sy hosoratana raha tsy izany ho gagagaga ny pejy ...   Isan’andro mihiratra nataon-janahary dia andrenesana sy ahitana karazan-tsampona tsy tokony hihoatra ny faritry ny tsiambaratelo. Tsy misy anjely eto an-tany, ary na ny anjely aza efa nisy niodina ka tonga raiben’ny demony. Samy manana ny fahalemeny fa mba azo afinafenina...

Read more 0

Thursday, 08 March 2018

ERAN-TANY SA IRAISAM-PIRENENA

Journée des femmes En 1910, des femmes socialistes réunies à Copenhague ont décidé que le 8 mars serait consacré chaque année à la lutte pour le droit de vote des femmes... La France a adopté cette "fête" depuis 1982. Elle rappelle que si les filles et les garçons d'aujourd'hui peuvent se sentir parfaitement égaux, leurs grands-parents n'avaient pas la même chance. Autrefois,...

Read more 0

No more posts available.

> Top