HIC-ET-HIAKA

Category > fiat-panis

Sunday, 15 March 2020

RAVINTOTO SY HENANKISOA, FIZARÀNA VOALOHANY

ravintoto.jpg

Iza moa no tsy hahafantatra ravintoto sy henankisoa, sakafo lazaina fa mampiavaka ny Malagasy ary ireharehana fatratra ny fampiderana azy amin’ireo vahiny. Toy ny zavatra sasantsasany ihany : ny anana, ny koba, ny mofogasy, ny patsa, sy ny sisa, dia manjary tadiavina be sy tiana tokoa rehefa hoe any ivelan’i Madagasikara ny tena. Hatrizay niainako teo amin’ny sehatry ny asa, dia tsy gasy ny ankamaroan’ireo olona nifaneraserana. Raha ataoko ny salan’isa, ny antsasany dia tsy tia ravintoto. Maharikoriko azy hono. Ny ampahatelony tsy tia taovan-kena sy tongotr’omby. Maloto hono. Ry...

Read more 0

Saturday, 29 February 2020

KOLONTSAIN'NY ZARA MIRA !

Fony mbola teo avokoa ny « olon-dehibe » tao amin’ny fianakaviana, izany hoe ny mitovy laharana tamin-dry dada, dia nisy fihaonana in-telo isan-taona, niarahana nikorana. Indray mandeha, dia teny Ambatofotsy teny, tao amin’ny sahan-dry dadafara. Vao nanambady ny zanak’anabavin’i dada i Patricia tamin’izay, nantsoinay hoe Rasoa. Natoby tao amin’ny fiarakodia anankiray, itony...

Read more 0

Friday, 26 April 2019

PORC AIGRE-DOUX

Ingrédients -600g de filet de porc -2càs de sauce de soja -2càs de sauce de prune -sel -poivre   Pâte -200g de farine -2 tasses de vin blanc -2 jaunes...

Read more 0

Saturday, 09 December 2017

IZAHO TIA ANANA

Wednesday, 08 August 2012

VARY AMIN'ANANA

More posts...
> Top