HIC-ET-HIAKA

Category > cogito

Monday, 20 January 2020

INONA NO ASANAO? MPITSIKERA

asa,euphémisme

Mbola betsaka ihany ny dingana tokony holalovan’ity firenena ity, ary mahakely finoana satria tena mangotanatana loatra ny hady manasaraka amin’ny fahafahana mampandroso. Na tiana na tsy tiana, dia tsy maintsy miohatra amin’ny samy olombelona ihany ny atao hoe « mandroso », ary ny hevitry ny hoe haja sy hasina, iavahana amin’ny biby, dia tokony hitoviana na aiza na aiza eran-tany. Raha tsy hoe dia minia mikimpy. Satria dia betsaka koa aza ny fomba sy fanao noforonin-draolombelona, izay tsy ataon’ny biby, izany hoe iavahana aminy !! Ny biby dia tsy manambady ny havany, ny biby dia mahalala...

Read more 0

Thursday, 09 January 2020

TRANSPLANTATIONS D'ORGANES

J’écris en 2020 et ce que j’écris n’engage que moi. Il ne s’agit pas de questions que je me pose , mais de déductions d’un long cheminement dans le vécu, l’observation et la documentation. Le XXIe siècle a bel et bien atteint sa vitesse de croisière. Mais mon peuple est resté dans un état de chavirement indescriptible, perdu entre le grand retard inhérent à son statut...

Read more 0

Friday, 20 December 2019

KITRO SA TRANON-KALA

Efa be loatra izay zavatra noresahina sy notsikeraina sy nofakafakaina izay. Efa haniry kitro ny lela niteny sy ny tanana nanoratra. Na ny milina nampiasaina aza, efa mila hahafantatra mialoha...

Read more 0

Friday, 29 November 2019

HIFIDY INONA SA HIFIDY AN'IZA

Tuesday, 12 March 2019

ET SI ON PARLEMENTE UN PEU?

More posts...
> Top