HIC-ET-HIAKA

Archives > 2020-02

Saturday, 29 February 2020

KOLONTSAIN'NY ZARA MIRA !

mofo.jpg

Fony mbola teo avokoa ny « olon-dehibe » tao amin’ny fianakaviana, izany hoe ny mitovy laharana tamin-dry dada, dia nisy fihaonana in-telo isan-taona, niarahana nikorana. Indray mandeha, dia teny Ambatofotsy teny, tao amin’ny sahan-dry dadafara. Vao nanambady ny zanak’anabavin’i dada i Patricia tamin’izay, nantsoinay hoe Rasoa. Natoby tao amin’ny fiarakodia anankiray, itony antsoina hoe pick-up ny sakafo rehetra, ary Rasoa no tompon’andraikitra. Rehefa avy mihenjy izahay ankizy madinika, dia manatona eo, hisotro rano, satria tena maina ny tenda. Sady mihazakazaka, no...

Read more 0

Tuesday, 25 February 2020

PSYCHANALYSE À DEUX BALLES

Andro iray no nandrenesana ny fahafatesan’ny vehivavy roa, voaolana. Ny iray, zazavavy 11 t a ona eo ho eo, tany amin’ny faritr’i Fandriana ; ny faharoa, dia Ramatoa RALIVAO Hélène, 63 taona eo ho eo, teolojiana loterana, Tonian'ny Fikambanam-behivavy loterana, avy any amin’ny faritr’i Fandriana ihany koa…   Dia manao fanamarihana ny olona : «ity mifoka sy misotro ity …»....

Read more 0

Wednesday, 19 February 2020

MIJANONA HO FANONTANIANA

Alarobia antoandro amin’ny iray ora, ilay mangingina tsara iny, dia nahatsikaritra olona roalahy teo anaty alan-kesika ambonin’ny tranonay, ny mpiara-monina teny am-pita. Matetika ihany moa no...

Read more 0

Friday, 14 February 2020

ASIANA HOE NAHOANA

Friday, 14 February 2020

NY OLONA REHETRA SY NY OLONA MANONTOLO

More posts...
> Top