HIC-ET-HIAKA

Archives > 2020-01

Friday, 31 January 2020

MAKA NUMERO

Inona moa no dikan’ity miasa indroa hoe maka numéro ity e ? Sa misy olona tsy maintsy omena asa, handamina ireo fatin-taratasy misy numéro, hizara azy, dia mbola handahatra olona indray koa ? Na aiza io na aiza, na amin’ny firy na amin’ny firy ny fotoana hovonjena ao amin’ny toeram-piasana anankiray, vao maneno akoho dia tsy maintsy tonga eny, haka numéro ! Fatiantoka ange izany, saingy ny Malagasy amin’ny ankapobeny, tsy mba mikajy ao anaty masonkarena ny « fotoana ». Tsy mahay mamaky teny angamba ny ankamaroan’ny manan-draharaha eny amin’ny karazana birao. Raha mahay mamaky teny, dia...

Read more 0

Monday, 20 January 2020

INONA NO ASANAO? MPITSIKERA

Mbola betsaka ihany ny dingana tokony holalovan’ity firenena ity, ary mahakely finoana satria tena mangotanatana loatra ny hady manasaraka amin’ny fahafahana mampandroso. Na tiana na tsy tiana, dia tsy maintsy miohatra amin’ny samy olombelona ihany ny atao hoe « mandroso », ary ny hevitry ny hoe haja sy hasina, iavahana amin’ny biby, dia tokony hitoviana na aiza na aiza eran-tany. Raha tsy...

Read more 0

Wednesday, 15 January 2020

FEPETRA FOLON'NY MITADY MPAMELONA

Asa rey olona raha misy toeram-pampitana fahaizana manambaka any ho any. Fa raha izany no marina, dia efa tsara lalana mankany amin’ny fahaverezana ny taranaka malagasy. Tsy fantatro izay...

Read more 0

Thursday, 09 January 2020

TRANSPLANTATIONS D'ORGANES

Monday, 06 January 2020

MODY GAGA

More posts...
> Top