HIC-ET-HIAKA

Archives > 2019-10

Tuesday, 15 October 2019

MOTO TAXI, TAXI MOTO

Ny atao hoe "tenue correcte" dia fanaovana fitafiana sy ny kojakoja miaraka aminy, mifanentana amin'izay toerana sy anton-dia aleha. Raha ho eny amin'ny dobo filomanosana ka hilomano, ny atao hoe tenue correcte dia maillot de bain, sy izay tokony hiaraka aminy. Ka ity asako andavanandro amelomako tena, dia tsy taranja fanatanjahantena ka hovitavitaina amin'ny kiraro tenisy na ballerine, na tee shirt sy pataloha jean isan'andro vaky. Lalina ity fitohanan'ny fifamoivoizana ary eny amin'ny lalako mihitsy no tena mafotaka. Efa nitondra takaitra mihitsy ny vodin-tongotro raha...

Read more 0

Saturday, 12 October 2019

LAMAKO!

Lamàko •••• Lamàko •••• Avereno •••••••••• Atambaro •   Io ilay fanentanana atao hanombohana fandraisam-pitenenana, hanalana sarona, hanaitairana. Io ilay antsoin'ny mpiteny anglisy hoe icebreaker, izany hoe famakiana vaingan-dranomandry. Tsy hadinoko mihitsy ny mampiditra an'io ao anaty fandaharam-pampiofanana rehefa ilay antsoina hanampy ny olona hafa firenena iny...

Read more 0

Thursday, 10 October 2019

LA CULTURE DU PRIVILEGE DES MEDIAS, IN UN ARTICLE DU SEFAFI

https://www.sefafi.mg/main/post/article/468?fbclid=IwAR3ECW4cdw0Qsl5NCFl81l6g5ma8sdBJBhNQA6uKEkfQTYBJ1ipp2OanREY Je reprends ce à quoi j'adhère : Un fait divers qui a défrayé la chronique....

Read more 0

Saturday, 05 October 2019

IRAY IHANY IANAREO

Wednesday, 02 October 2019

HIARA-MANDEHA

More posts...
> Top